Teny iditra marina raha tsy (arina, raha, tsy)
Sokajin-teny fomba fiteny
Famaritana malagasy enti-manamafy izay lazaina aorian' io teny io: Marina raha tsy naka ianao fa ny zanako mihitsy no nahita (manamafy fa naka mihitsy kosa ny fehezanteny) [Rajemisa 1985]

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31