|
|
|
|

Teny iditra1  marina raha tsy
Singan-teny  2  marina raha, tsy
Sokajin-teny  3  kambanteny
Fanazavàna teny malagasy  4  [1.1] enti-manamafy izay lazaina aorian' io teny io: Marina raha tsy naka ianao fa ny zanako mihitsy no nahita (manamafy fa naka mihitsy kosa ny fehezanteny)

Nohavaozina tamin' ny 2024/12/07