Teny iditra | 1 mariry |
Sokajin-teny | 2 mpamaritra |
Fanazavàna teny malagasy |
3 [1.1] Tsy misy ravina: Mariry ny ahitra amin' ny ririnina |
Fototeny | 4 riry |
Ohabolana | 5 Ohabolana misy io teny io |
Fivaditsoratra | 6 mariry, mirary, mirira |
Nohavaozina tamin' ny 2025/01/21 |
![]() |