Teny iditra |
riry
|
Sokajin-teny | mpamaritra
|
Famaritana malagasy | Toetran' ny zavatra tsy misy raviny, ringitra. [Rajemisa 1985]
|
Fandikana frantsay | [Merina]
Mot pris adjectivement ou substantivement : ¶ - Plantes aphylles, sans feuilles. On emploie aussi mariry en tant qu'adjectif.
¶ - Arbres à feuilles caduques, au moment où ils ont perdu leurs feuilles. [Boiteau 1997]
|
Voambolana |
Sampanteny |
Teny mitovy hevitra | |
|
Teny iditra |
riry
|
Sokajin-teny | anarana
|
Famaritana malagasy | Zavatra na hanina heverina ho maloto [Rajemisa 1985]
|
|
Teny iditra |
riry
|
Sokajin-teny | anarana
|
Famaritana malagasy | [Taisaka]
hantsana
[Rakotosaona 1975]
|
|