Teny iditra marisarisa (risarisa)
Sokajin-teny mpamaritra
Famaritana malagasy Mararirary, tsy salamalama, misy rofy kely: Tsy ho afaka hankany ambanivohitra izahay anio fa misy marisarisa ny ankizy
Mitovy hevitra: marofirofy ~ mavozovozo ~ tsy metimety [Rajemisa 1985]
 mahatsiaro tena ho tsy metimety [SLP 1986]
Fandikana anglisy not very well [Hallanger 1973]
Fandikana frantsay indisposé, souffrant [Hallanger 1974]
 malaise [SLP 1986]
Voambolana 

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31