Teny iditra | 1 marisarisa |
Sokajin-teny | 2 mpamaritra |
Fototeny | 3 risarisa |
Fanazavàna teny malagasy |
4 [1.1] Mararirary, tsy salamalama, misy rofy kely: Tsy ho afaka hankany ambanivohitra izahay anio fa misy marisarisa ny ankizy 5 [1.13] mahatsiaro tena ho tsy metimety |
Fanazavàna teny anglisy |
6 [1.7] not very well |
Fanazavàna teny frantsay |
7 [1.8] indisposé, souffrant 8 [1.13] malaise |
Ohatra |
9 [2.117#] Sahiran-tsaina ve ianao fa marisarisa ny zanakao?
|
Voambolana | 10 Fahasalamana |
Mpanahaka | 11 mavozovozo, marofirofy, tsy metimety |
Fivaditsoratra | 12 arisarisam, marisarisa, masirasira |
Nohavaozina tamin' ny 2025/07/29 |
![]() |