Teny iditra | 1 maritra |
Sokajin-teny | 2 mpamaritra |
Fanazavàna teny malagasy |
3 [1.1] Vao mafana kely foana: Ento amin' izay ilay rano, r' Ikoto a! -- tsy mbola mafana fa vao maritra e! Mafampana toy ny hanavy: Isan-kariva itỳ zaza itỳ maritra |
Ohatra |
4 Apiakaro faran'izay ambony be tratra ilay maritra maratra. [2.424#] |
Sampanteny |
|
Tovy hevitra | 6 marimaritra |
Mpanahaka | 7 afa-dranom-panala, mangorovitsika |
Kamban-teny |
|
Fivaditsoratra | 10 iratram, maratry, maritra, miratra, ratraim |
Nohavaozina tamin' ny 2023/10/20 |