|
|
|
|

Teny iditra1  Maroratsy
Singan-teny  2  maro, ratsy
Sokajin-teny  3  anaram-poko
Fanazavàna teny malagasy  4  mponina ao Vohiboazo sy ny manodidina azy [Betsimisaraka] [1.78]
Ohatra  5  Ireto ny sasany taminy Manamorona an' Iaroka, ny Tsimanolo sy ny maroratsy, ao Vatomandry. [2.508#]
Voambolana  6  Tantara: firenena

Nohavaozina tamin' ny 2024/10/20