|
|
|
|

Teny iditra1  masaosao
Sokajin-teny  2  mpamaritra
Fanazavàna teny malagasy  3  [1.1] Tsy malama fa marokoroko: Masaosao ny vatovary raha safoina
Fototeny  4  saosao
Tovy hevitra  5  maraorao, marokoroko, masaisay
Mpanahaka  6  masaisay, maraorao, marokoroko

Nohavaozina tamin' ny 2024/12/11