|
|
|
|

Teny iditra1  masiaha
Fototeny  2  siaka
Sokajin-teny  3  filaza mandidin' ny mpamaritra masiaka [Fitanisana]
Ohatra  4  [2.654] ka izany no anaovako vodi-adin anatra hoe, masiaha, raha misy manao ny tsi-mety.

Fivaditsoratra  5  amisaha, asahaim, isamaha, mahasia, masiaha

Nohavaozina tamin' ny 2025/01/21