Teny iditra | 1 masinkateloana |
Sokajin-teny | 2 anarana |
Fanazavàna teny malagasy |
3 [1.1] Ody tsy mahavoa raha tsy afaka hateloana |
Fanazavàna teny frantsay |
4 [1.3#436] Nom d'un charme qui est censé n'avoir de vertu que pour trois jours 5 [1.196] |
Voambolana |
6 Finoana |
Singan-teny | 7 masina, hateloana |
Nohavaozina tamin' ny 2025/01/01 |
![]() |