Teny iditra |
masoivoho
(maso, voho)
|
Sokajin-teny | anarana
|
Famaritana malagasy | Solontenam-pikambanana na fanjakana any an-tany hafa; solontena mahatapaka any amin' ny toerana hafa: Rakotono masoivohon' ny fihambanam-barotray any Mojanga
[Rajemisa 1985]
|
| misolo fikambanana na firenena iray any ivelan'ny foibe [SLP 1986]
|
Fandikana frantsay | un représentant, un agent [Abinal 1888]
|
| les représentants du souverain, comme les yeux dont il se sert pour voir ce qui se passe derrière lui [Veyrières 1913]
|
| représentant, succursale, agence, ambassadeur [SLP 1986]
|
Mpanahaka |
andrianjahonoany |
Teny nalaina |
|