|
|
|
|

Teny iditra1  andrianjahonoany
Sokajin-teny  2  anarana
Fanazavàna teny malagasy  3  [1.1] Karazana masoivoho na olona itokisana tanteraka misolo tena ny mpitondra fanjakana any an-tany hafa ka ametrahany andraikitra lehibe, ary izay vitany dia ohatra ny tenany ihany no nanao azy
Fanazavàna teny anglisy  4  [1.2] [izaho, I, no ho any, will be there.] An agent.
Singan-teny  5  andriana, izaho
Mpanahaka  6  masoivoho

Nohavaozina tamin' ny 2024/12/12