Teny iditra masolavitra (maso, lavitra)
Sokajin-teny anarana
Famaritana malagasy Fitaovam-pijerena natao hahitana mazava ary miavaka tsara ny zavatra lavitra [Rajemisa 1985]
Fandikana anglisy a telescope [Hallanger 1973]
Fandikana frantsay télescope [Hallanger 1974]
Voambolana 
Ohatra ary hitany tsara tamin'ny masolavitra koa Rainisoavololona mpitarika. [Rasamuel: Zanakantitra]

Teny iditra Masolavitra
Sokajin-teny anaran-tsamirery (solon' anarana) [fitanisana]
Fandikana frantsay pseudonyme de Ramaholimihaso Ulysse [Ranaivoson 2004]
Tsanganana sy sary iray takila Solon' anaranan' ireo mpanoratra malagasy

Nohavaozina tamin' ny 2020/10/17