Teny iditra maso mahita vola (maso, hita, vola)
Sokajin-teny fomba fiteny
Famaritana malagasy enti-milaza olona voatarika hivarotra na dia mora aza -- noho ny fahitany ny vola efa eny an-tanan' ilay mpividy [Rajemisa 1985]
Famaritana frantsay qui cède un objet en voyant l'argent qui en est le prix [Abinal 1888]

2012/07/23