Teny iditra mason' antsy (maso, antsy)
Sokajin-teny fomba fiteny
Famaritana malagasy ny ilany maranitra mandidy amin' ny antsy (mifanohitra amin' ny antsetra) [Rajemisa 1985]

2012/07/23