Teny iditra | mason-jokiny | |
Singan-teny | mason- (maso) ; zoky | |
Sokajin-teny | kambanteny | |
Fanazavàna teny malagasy | Toemaso na fahitana efa mihena noho ny halehiben' ny taona [1.1] | |
Fanazavàna teny frantsay | Vue affaiblie comme celle des vieillards [1.3] | |
Voambolana | Fahasalamana | |
Tovy hevitra | mason' antitra | |
Nohavaozina tamin' ny 2023/12/17 |