Teny iditra matesa anie aho alohanao (faty, aho, loha)
Sokajin-teny fomba fiteny
Famaritana malagasy teny fanaon' ny efa zokinjokiny hanehoany ny fitiavany ny zanany na izay zaza tiany [Rajemisa 1985]
Famaritana frantsay litéralement: que je meure avant vous; figuré: vivez longtemps [Abinal 1888]
Voambolana 

2012/07/23