|
|
|
|

Teny iditra1  matetika
Fototeny  2  tetika
Sokajin-teny  3  mpamaritra na tambinteny
Fanazavàna teny malagasy  4  [1.1] Imbetsaka ary mifanakaiky ara-potoana: Mamangy an-janany matetika izy.
5  [1.1] Misesy, mifanakaiky tsy misy elanelany lavitra; mifanety: Ataovy matetika ny ketsa raha ta hahazo vary betsaka ianao.
Fanazavàna teny anglisy  6  [1.7] often
7  [1.2, 1.7] frequent
8  [1.2] Used of intervals of time or space in contradistinction to mahalana.
Fanazavàna teny frantsay  9  [1.3, 1.5, 1.8, 1.6] souvent
10  [1.3, 1.8] fréquent
11  [1.5] Serré, pas assez espacé.
Fanazavàna teny alemà  12  [1.56] häufig
halatra, loza matetika häufige Diebstähle, Unfälle = wiederholt
13  [1.56] häufig
Die Infektion tritt in jedem Alter auf, häufig aber bei Kindern. -- Er hat es ihr so oft gesagt, dass sie es eigentlich wissen müßte.
lalana aleha matetika ein häufig benutzter Weg; boky vakiana matetika ein häufig gelesenes Buch; mamangy olona matetika jemanden häufig besuchen = mehrmals, oftmals != einmal, selten.
Ohatra  14  Nifankahita matetika teo amin'ny rano mafana teo ireo zatovo roa nifankatia tamin'eritreritra ireo [2.324]
Haiendriteny 
15  Tsotra :
16  Filaza mandidy :
Tohi-kevitra  17  mahalana
Kamban-teny 

Nohavaozina tamin' ny 2023/06/14