Teny iditra | mateza dinihina | |
Singan-teny | mateza ; dinihina | |
Sokajin-teny | kambanteny | |
Fanazavàna teny malagasy | Ilazana ny vehivavy somary zarazara hoditra ny fihodirany, ka arakaraka ny ijerena azy maharitra no mampitombo ny hasoany amin' ilay mijery azy [1.1] | |
Nohavaozina tamin' ny 2023/04/16 |