|
|
|
|

Teny iditra1  matoatoa
Sokajin-teny  2  anarana
Fanazavàna teny malagasy  3  [1.1] Fanahin' olona maty izay misehoseho amin' ny velona satria tsy vita mby antsoalany ny fandevenana azy
Fanazavàna teny anglisy  4  [1.7] a ghost
Fanazavàna teny frantsay  5  [1.3, 1.8] fantôme, revenant
6  [1.8] spectre
Ohatra  7  Indreny vehivavy mibaby zaza, antitra mitrotro kilonga, lehilahy miantsoroka entana, maratra midridridridry isak' izay mandingana no aloka novinaniana niserana toa matoatoa teo anoloan' izy mianaka. [2.5]
Voambolana  8  Fivavahana, finoana
Kamban-teny 
Ohabolana  10  Ohabolana misy io teny matoatoa io
Lahatsoratra  11  Randzavola: matoatoa ao amin' ny Baiboly

Fivaditsoratra  12  ataotaom, matoatoa

Nohavaozina tamin' ny 2025/01/21