Teny iditra matoy
Sokajin-teny mpamaritra
Fanazavàna teny malagasy Enti-milaza ny voankazo tonga amin' ny fotoana tsara fihinanana azy
Mitovy hevitra: masaka
Efa lehibe tonga taona [1.1]
 Masaka, antitra, matotra [1.13]
Fanazavàna teny frantsay Mûr, mâture [1.13]
Ohatra Katsaka efa matoy nefa mbola malemy no alaina. [2.472]
Ohabolana 

Teny iditra matoy
Sokajin-teny mpamaritra
Fanazavàna teny malagasy  [Sihanaka] Mafy [1.78]

Fivaditsoratra 

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31