Teny iditra (1/2) | 1 matsilo |
Sokajin-teny | 2 mpamaritra |
Fanazavàna teny malagasy |
3 [1.1] Mahira-maso fatratra, mahita zavatra faran' ny madinika: Matsilo ny masonao izany raha mahita lava-panjaitra amin' izao takariva izao Mahira-tsaina, mahadinika |
Fanazavàna teny frantsay |
4 [1.3#770] qui a la vue perçante |
Ohatra |
5 [1.381#] Manan-tsaina matsilo anefa. 6 [1.437#] Matsilo ny sainy, mafana ny fony, Mikaroka mafy tsy mety mitony. |
Fototeny | 7 tsilo |
Kamban-teny |
|
Teny iditra (2/2) | 10 matsilo |
Sokajin-teny | 11 anarana |
Fanazavàna teny frantsay |
12 [1.196] (toute l'île) (de tsilo : épine). Nom général des végétaux armés d'épines. |
Voambolana |
13 Haizavamaniry: amin' ny ankapobeny |
Fivaditsoratra | 14 atsilom, lamotsy, matsilo |
Nohavaozina tamin' ny 2025/02/02 |
![]() |