Teny iditra maty andoha tandroka
Singan-teny maty ; andoha ; tandroka
Sokajin-teny kambanteny
Fanazavàna teny malagasy Fombam-piteny fanao amin' ny ady hevitra ka enti-milaza hoe vao miandoha dia resy [1.1]

Nohavaozina tamin' ny 2023/07/25