|
|
|
|

Teny iditra1  maty fahana
Sokajin-teny  2  kambanteny
Fanazavàna teny malagasy  3  [1.1] fiteny amin' ny basy na tafondro tsy mipoaka, na amin' ny fanambadiana izay tapaka ny fatorana nampikambana ny mpivady
Fanazavàna teny anglisy  4  [1.2] used of a gun that has missed fire; or of an intended marriage broken off.
Fanazavàna teny frantsay  5  [2.415#1209] C' est un mariage qui rate : les liens sont rompus. Se disait des mariages ou autres affaires qui n' aboutissaient pas
Singan-teny  6  maty, fahana

Fivaditsoratra  7  famitahana, maty fahana

Nohavaozina tamin' ny 2025/01/21