|
|
|
|

Teny iditra1  maty fahana
Singan-teny  2  maty, fahana
Sokajin-teny  3  kambanteny
Fanazavàna teny malagasy  4  [1.1] fiteny amin' ny basy na tafondro tsy mipoaka, na amin' ny fanambadiana izay tapaka ny fatorana nampikambana ny mpivady
Fanazavàna teny anglisy  5  [1.2] used of a gun that has missed fire; or of an intended marriage broken off.
Fanazavàna teny frantsay  6  [2.415#1209] C' est un mariage qui rate : les liens sont rompus. Se disait des mariages ou autres affaires qui n' aboutissaient pas

Fivaditsoratra  7  famitahana, maty fahana

Nohavaozina tamin' ny 2023/12/26