Teny iditra mavaka (vaka)
Sokajin-teny Tsy lazaina
Famaritana malagasy  [Tambahoaka] malemy, osa [Rakotosaona 1972]
  [Taisaka, Tanosy] kanosa [Rakotosaona 1972]

Teny iditra mavàka
Sokajin-teny mpamaritra
Famaritana malagasy  [Tanosy] sarotahotra [Rakotosaona 1972]

2009/09/01