Teny iditra kanosa (osa)
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy Tsy ampy herimpo ka saro-tahotra; resy ambony ihany
Mitovy hevitra: akoholahy fantàka ~ kabaosy ~ kambavy ~ kaosy ~ konetaka ~ koreha ~ mahery an-joro ~ maivana ady ~ mangorera ~ mataho-kotroka ~ mivoan-tailahy ~ resy ~ saro-tahotra ~ taitran' aloka [1.1]
Fanazavàna teny anglisy A coward [1.7]
Fanazavàna teny frantsay Poltron [1.8]
Ohatra 
1Tsy nalemy na kanosa izy tsy akory. [1.38]
2- Hianareo izany, ry dada Rainilaima, dia kanosa tokoa, hoy izy, sady mena sady tezitra fatratra izy, ny adala manao hoe: [2.324]
Sampanteny 
Ohabolana 

Fivaditsoratra 

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20