Teny iditra mavoroka (voroka)
Sokajin-teny mpamaritra
Fanazavàna teny malagasy Ratsy fofona aoka izany: Mavoroka io hena io fa ario any
¶ Jereo maimbo [Rajemisa 1985]

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31