Teny iditra may tranon-tratra (may, trano, tratra)
Sokajin-teny fomba fiteny
Fandikana frantsay qui brûle intérieurement, comme de désir, d'amour [Abinal 1888]
Teny mitovy hevitra may tranon' aina
Ohatra Ka aiza ianao no tsy mba ho may volon-tratra? [Rahajarizafy: Filozofia]

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31