|
|
|
|

Teny iditra1  may tranon' aina
Sokajin-teny  2  kambanteny
Fanazavàna teny malagasy  3  [1.1] dodona noho ny raharaham-pitiavana na izay irina
Fanazavàna teny frantsay  4  [1.3#418] qui brûle intérieurement, comme de désir, d'amour
Singan-teny  5  may, trano, aina
Tovy hevitra  6  may tranon-tratra

Nohavaozina tamin' ny 2024/12/10