| Teny iditra | 1 may volon-tratra |
| Singan-teny | 2 may, 3 volo, 4 tratra |
| Sokajin-teny | 5 kambanteny |
| Fanazavàna teny malagasy |
6 dodona noho ny fahasahiranana na ny hamaimaizana ateraky ny faniriana; sahirana mafy ka dodona aoka izany erỳ
[1.1] |
| Tovy hevitra | 7 mayvolonorona |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/12/23 |
|