|
|
|
|

Teny iditra (1/2)1  mazaotra
Sokajin-teny  2  mpamaritra
Fanazavàna teny malagasy  3  [1.1] Mahia, kaozatra, tsisy nofo: Olona mazaotra
Tsy matevina, manify: Ala mazaotra
Fanazavàna teny frantsay  4  [1.196] Dégarnie, trop claire, en parlant de la forêt
Fototeny  5  zaotra
Kamban-teny 
Anaran-toerana 

Teny iditra (2/2)8  mazaotra
Sokajin-teny  9  mpamaritra
Fanazavàna teny malagasy  10  [1.78] [Sihanaka] misoratsoratra

Fivaditsoratra  11  atarazom, maozatra, mazaotra

Nohavaozina tamin' ny 2025/02/02