|
|
|
|

Teny iditra (1/2)1  mazava alina
Sokajin-teny  2  kambanteny
Fanazavàna teny malagasy  3  vehivavy mpivaro-tena, makorelina [1.60]
Fanazavàna teny frantsay  4  prostituée, pute, putain [1.60]
Tovy hevitra  5  daba lôka, dakôtà, kapa vy, kôdy, koetra, kôksa, mafy tratra, makôsà, mandôliny, mpijangajanga, oui, ramavo, sipa gôka, tsimirirana, tsy vaky atonta
Singan-teny  6  mazava, alina
Lohateny 

Teny iditra (2/2)8  Mazava alina
Sokajin-teny  9  anarana (lohatenin' boky)
Voambolana  10  Haisoratra: boky
Singan-teny  11  mazava alina
Mpanoratra  12  Rinarasoa Estine

Fivaditsoratra  13  Mazava alina, mazava alina, Mazava alina, mazava alina

Nohavaozina tamin' ny 2023/11/20