Teny iditra (1/6) | 1 ma |
Sokajin-teny | 2 anarana |
Fanazavàna teny malagasy |
3 omby [Taisaka]
[1.78] 4 Feon' ny omby izay somary mitarotaroka no mafy; fitrenan' ny omby. [1.1] |
Fanazavàna teny anglisy |
5 the lowing of cattle [1.7] |
Fanazavàna teny frantsay |
6 beuglement des boeufs [1.8] |
Voambolana |
7 Haibiby: mampinono 8 Haibiby: (amin' ny ankapobeny) 9 Feo |
Sampanteny |
|
Teny iditra (2/6) | 13 ma |
Sokajin-teny | 14 mpamaritra |
Fanazavàna teny frantsay |
15 voir mama [Vezo]
[1.68] |
Sampanteny |
|
Kamban-teny |
|
Teny iditra (3/6) | 18 ma~ |
Sokajin-teny | 19 tovona |
Fanazavàna teny anglisy |
20 prefix used to form adjectives and verbs, as : lòto, filth; malòto, dirty; hita, seen; mahita, to [1.7] |
Fanazavàna teny frantsay |
21 prefixe qui forme des adjectifs et des verbes; ex.: loto, saleté; maloto, sale; hita, vu; mahita [1.8] 22 prefixe qui sert à former des adjectifs et des verbes avec des radicaux commençant par une consonne. Madio, propre (du radical dio). Matory, dormir (du radical tory). [maanyan: ma-] [1.6] |
Teny iditra (4/6) | 23 ma |
Sokajin-teny | 24 tenim-piontanana |
Fanazavàna teny frantsay |
25 interjection d'admiration. [Tankarana]
[1.19] |
Tsanganana sy sary iray takila |
26 Ny tenim-piontanana rehetra |
Teny iditra (5/6) | 27 ma |
Sokajin-teny | 28 kianteny |
Fanazavàna teny malagasy |
29 moa [Sihanaka]
[1.78] |
Tsanganana sy sary iray takila |
30 Ny kianteny rehetra |
Teny iditra (6/6) | 31 ma |
Sokajin-teny | 32 mpamaritra (vavy) |
Fanazavàna teny malagasy |
33 -ko. Ma soeur, anabaviko, rahavaviko [1.4] 34 -ko. Ma chère, ry malalako [1.9] |
Nohavaozina tamin' ny 2023/03/02 |