|
|
|
|

Teny iditra (1/3)1  mama
Sokajin-teny  2  anarana
Fanazavàna teny malagasy  3  Teny enti-milaza ny reny; i Neny [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  4  mother; also used as a term of respect to elderly women [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  5  grand' mère; terme honorifique adressé aux femmes âgées [1.3]
6  mère; terme respectueux pour une femme d'un certain âge [1.8]
Voambolana  7  Fifandraisana: fianakaviana

Teny iditra (2/3)8  mama
Fototeny  9  ma
Sokajin-teny  10  mpamaritra
Fanazavàna teny frantsay  11  acidulé —> diro. Bobo mama (Bonbons acidulés)
12  ardent, brûlant, brûlé, très chaud —> efa, ezake, fana, risike, roa [Vezo] [1.68]
Sampanteny 
13  Matoantenin' ny mpanao :
14  Mpamaritra :

Teny iditra (3/3)15  mamà
Fototeny  16  ma
Sokajin-teny  17  anarana
Fanazavàna teny frantsay  18  duplicatif fréquentatif [1.3]
Voambolana  19  Feo
20  Haibiby: (amin' ny ankapobeny)
Sampanteny 
21  Matoantenin' ny mpanao :

Fivaditsoratra  22  mama, mamà, mama, mamà

Nohavaozina tamin' ny 2023/03/02