| Teny iditra | 1 medaly |
| Sokajin-teny | 2 anarana |
| Fanazavàna teny malagasy |
3 Takela-by natao ho fahatsiarovana olo-malaza na zava-dehibe iray teo amin' ny firenena, -- na natao ho mari-boninahitra amena olona nahavita be ho an' ny tanindrazana: Vao nahazo medaly Rakoto (Ankehitriny dia efa betsaka no tsy mampiasa io teny io intsony, fa ny teny hoe meday no ampiasainy)
[1.1#650] |
| Mpanahaka | 4 meday |
| Fivaditsoratra | medaly, 5 mileda |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/12/08 |
|