Teny iditra medameda (meda)
Sokajin-teny mpamaritra
Famaritana malagasy Miresaresa, tsy maka mahery, miraikiraiky, mitahontahona: Medameda izy amin' izay ataony rehetra
¶ Mimeda, mitaredretra, mitsiredretra, milasilasy, mitaraikiraiky, mitavozavoza, mitahontahona, mitaveravera, mikisinkisina [Rajemisa 1985]
Famaritana frantsay (peu usité) lent, lambin [Abinal 1888]
Sampanteny 
Teny mitovy hevitra meda

2017/05/16