Teny iditra meda
Sokajin-teny mpamaritra
Famaritana malagasy Miresaresa, tsy maka mahery, miraikiraiky, mitahontahona: Meda izy amin' izay ataony rehetra
Mitovy hevitra: mikisinkisina ~ milasilasy ~ mimeda ~ mitahontahona ~ mitaraikiraiky ~ mitaredretra ~ mitaveravera ~ mitavozavoza ~ mitsiredretra [Rajemisa 1985]
Famaritana frantsay (peu usité) lent, lambin [Abinal 1888]
Sampanteny 
Teny mitovy hevitra medameda

Teny iditra Meda
Sokajin-teny anaran-tsamirery (ara-baiboly) [fitanisana]
 Meda [Baiboly]
Famaritana anglisy Medes [Baiboly]
Famaritana frantsay Mèdes [Baiboly]
Voambolana 
Ohatra Mahalala ny làlana mankany amin'ny tanin'ny Meda va hianao? [Baiboly: 17:005:007/Tobia 5:7..]

2017/05/16