Teny iditra | 1 medameda |
Fototeny | 2 meda |
Sokajin-teny | 3 mpamaritra |
Fanazavàna teny malagasy |
4 [1.1] Miresaresa, tsy maka mahery, miraikiraiky, mitahontahona: Medameda izy amin' izay ataony rehetra Mimeda, mitaredretra, mitsiredretra, milasilasy, mitaraikiraiky, mitavozavoza, mitahontahona, mitaveravera, mikisinkisina |
Fanazavàna teny frantsay |
5 [1.3] (peu usité) lent, lambin |
Sampanteny |
|
Tovy hevitra | 8 meda |
Nohavaozina tamin' ny 2025/01/21 |
![]() |