Teny iditra (1/2) | 1 melohina |
Fototeny | 2 meloka |
Sokajin-teny | 3 matoantenin' ny iharana |
Fanazavàna teny malagasy |
4 [1.1] Atao miolaka, miforitra: Nomelohin' ny ankizy, nohamelohin' ny ankizy ny tehiko |
Fanazavàna teny frantsay |
5 [1.3#233, 1.8] qu'on courbe |
Teny iditra (2/2) | 6 melohina |
Fototeny | 7 meloka |
Sokajin-teny | 8 matoantenin' ny iharana |
Fanazavàna teny malagasy |
9 [1.1] Amoahana didim-pitsarana milaza fa meloka: Nomelohin' ny fitsarana Rakoto satria mazava loatra ny porofon' ny nahadiso azy |
Ohatra |
10 Dia mbola eo koa ny resaka tsiahivina lava momba ny olona tsy azo melohina. [4.27#] |
Haiendriteny |
|
Fivaditsoratra | 15 holemany, melohina, nioleham, nolemahi |
Nohavaozina tamin' ny 2025/01/21 |
![]() |