|
|
|
|

Teny iditra (1/3)1  memy
Sokajin-teny  2  anarana
Fanazavàna teny malagasy  3  [1.1] Taranaka

Teny iditra (2/3)4  memy
Sokajin-teny  5  anarana
Fanazavàna teny malagasy  6  [1.1] Afo mivaivay be, fatana fandrendrehana metaly: Ao anatin' ny memy no andiovana ny volafotsy
Fanazavàna teny anglisy  7  [1.7] a crucible, a furnace for smelting metal
Fanazavàna teny frantsay  8  [1.8] creuset, fournaise pour fondre les métaux
Ohatra  9  izy rehetra dia varahina sy vifotsy sy vy ary firaka ao anatin'ny memy [2.996]

Teny iditra (3/3)10  memy
Sokajin-teny  11  anarana
Fanazavàna teny frantsay  12  [1.196] (nom et adjectif) Choses jugées incompatibles avec un traitement et que le patient doit s'interdire. Le choix de ces interdits (memy) était considéré comme la plus haute importance ; parlant du moasy qui les prescrit. Dandouau écrit : « Tout d'abord, il frappe ainsi l'imagination du malade, puis il se ménage une échappatoire pour le cas où ses prescriptions resteraient sans effet ; si le malade ne guérit pas, c'est qu'il n'a pas observé scrupuleusement les memy ».

Nohavaozina tamin' ny 2022/05/05