|
|
|
|

Teny iditra (1/3)1  menamaso
Sokajin-teny  2  anarana
Voambolana  3  Haibiby: vorona
Fanazavàna teny malagasy  4  Anaram-borona karazana papelika [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  5  espèce de caille [1.3#440, 1.54]
Tovy hevitra  6  kibobo, papelika
Singan-teny  7  mena, maso
Ohabolana  8  Ohabolana misy io teny menamaso io

Teny iditra (2/3)9  mena-maso
Sokajin-teny  10  kambanteny
Singan-teny  11  menatra
Ohabolana  12  Ohabolana misy io teny mena-maso io

Teny iditra (3/3)13  Menamaso
Sokajin-teny  14  anaran-tsamirery (olona)
Fanazavàna teny anglisy  15  the name given to the councilors of the second Radama. [1.2]
Ohatra  16  toy izany koa i Rainizanamanga i menamaso. [2.588#]
Singan-teny  17  menatra
Tsanganana sy sary iray takila  18  Fitanisana

Fivaditsoratra  19  Menamaso, mena-maso, menamaso, Menamaso, mena-maso, menamaso, Menamaso, mena-maso, menamaso

Nohavaozina tamin' ny 2024/08/13