|
|
|
|

Teny iditra (1/3)1  menamaso
Sokajin-teny  2  anarana
Fanazavàna teny malagasy  3  [1.1] Anaram-borona karazana papelika
Fanazavàna teny frantsay  4  [1.3#440, 1.54] espèce de caille
Voambolana  5  Haibiby: vorona
Singan-teny  6  mena, maso
Tovy hevitra  7  kibobo, papelika
Ohabolana  8  Ohabolana misy io teny menamaso io

Teny iditra (2/3)9  mena-maso
Sokajin-teny  10  kambanteny
Singan-teny  11  menatra
Ohabolana  12  Ohabolana misy io teny mena-maso io

Teny iditra (3/3)13  Menamaso
Sokajin-teny  14  anaran-tsamirery (olona) [Fitanisana]
Fanazavàna teny anglisy  15  [1.2] the name given to the councilors of the second Radama.
Ohatra  16  [2.588#] toy izany koa i Rainizanamanga i menamaso.
Singan-teny  17  menatra

Fivaditsoratra  18  mena-maso, menamaso, Menamaso

Nohavaozina tamin' ny 2025/05/08