|
|
|
|

Teny iditra1  menamena
Sokajin-teny  2  mpamaritra
Fanazavàna teny anglisy  3  [1.7] light red, reddish
Fanazavàna teny frantsay  4  [1.8] rouge clair, rougeâtre
Ohatra  5  [2.332#44] Namakivaky ala maitso sy menamena izahay, ary nahita ravinala be dia be.
6  [2.643#70] Ny vonitra dia karazan-kazo madinidinika betrabetra kely, ary menamena izany ny raviny.
7  [2.499#30] Eran' ny fanosehana monja amin' ity rano menamena ity, dia hahafoana ny fitiavan-kavana.
Fototeny  8  mena
Sampanteny 
9  Anarana :

Nohavaozina tamin' ny 2025/04/19