|
|
|
|

Teny iditra (1/3)1  menarana
Sokajin-teny  2  anarana
Voambolana  3  Haibiby: biby mandady ary biby miain-droa
Fanazavàna teny malagasy  4  Karazam-bibilava lehibe [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  5  a snake reputed to be poisonous (not confirmed) [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  6  serpent réputé vénimeux (non confirmé) [1.8]7  nom d'un serpent = (Leioheterodon madagascariensis ). [1.196]
Ohatra  8  Izy hanorotoro ny lohan' ny menarana! [2.643#]
9  Dia nanao menarana varahina Mosesy ka nanantona azy tamin'ny hazo lava [2.996]
Lohateny 
Anarana ara-tsiansa 
Ohabolana  12  Ohabolana misy io teny menarana io
Lahatsoratra  13  Randzavola: menarana ao amin' ny Baiboly

Teny iditra (2/3)14  menarana
Sokajin-teny  15  anarana
Voambolana  16  Haizavamaniry
Fanazavàna teny frantsay  17  D'après Descheemaeker, ce serait un arbre. Nom identifié. [Tanala] [1.196]

Teny iditra (3/3)18  Menarana
Sokajin-teny  19  anarana (lohatenin' boky)
Voambolana  20  Haisoratra: boky
Singan-teny  21  menarana
Mpanoratra  22  Andriamalala Emilson Daniel
Mpanonta printy  23  , 1972, 1982

Fivaditsoratra  24  manarena, manerana, maneràna, Menarana, menarana, manarena, manerana, maneràna, Menarana, menarana

Nohavaozina tamin' ny 2023/10/17