Teny iditra mena sofina (mena, sofina)
Sokajin-teny fomba fiteny
Famaritana malagasy teny ilazana ny fotsy hoditra [Rajemisa 1985]
Fandikana frantsay nom donné aux Européens parce qu'ils ont les oreilles rouges [Abinal 1888]

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31