Teny iditra (1/2) | 1 menavava |
Singan-teny | 2 mena, vava |
Sokajin-teny | 3 mpamaritra |
Fanazavàna teny malagasy |
4 [1.1] Zaza vao teraka: Zazakely vao menavava |
Fanazavàna teny anglisy |
5 [1.7] a newborn child without teeth |
Fanazavàna teny frantsay |
6 [2.415#1524] Lèvres rouges. On appelait ainsi les nouveaux-nés |
Ohatra |
7 Nitrotro ny zanany vao menavava izy. [2.332#] 8 Mbola zaza menavava i Boliamanoro tamin' izany ka ny renibeny no nitaiza nahalehibe azy. [1.406#] |
Kamban-teny |
|
Teny iditra (2/2) | 10 menavava |
Singan-teny | 11 mena, vava |
Sokajin-teny | 12 anarana |
Fanazavàna teny frantsay |
13 [1.19] [Tankarana]
nom d'une espèce d'oiseau, le bouvreuil. (tsiporitika) |
Voambolana |
14 Haibiby: vorona |
Nohavaozina tamin' ny 2024/01/24 |