Teny iditra | 1 mendrika |
Fototeny | 2 endrika |
Sokajin-teny | 3 mpamaritra |
Fanazavàna teny malagasy |
4 [1.1#652] Enti-milaza olona (na ny fihetsiny) manana fahamboniana mitandro ny hajan' ny tenany: Lehilahy mendrika izy ka tsy mahagaga raha voafidin' ny vahoaka Tokony hanana, tokony hahazo, noho ny toetrany na ny zava-bitany: Mendrika hofatzina ny olona nahavita heloka ~ Mendrika fiderana ny mpandresy Sahaza, mifanaraka, mifanentana: Hahazo valiny mendrika ny asany avy ny olon-drehetra |
Fanazavàna teny anglisy |
5 [1.7] worthy, deserving, dignified (distinguish from miendrika) |
Fanazavàna teny frantsay |
6 [1.3#126, 1.8] digne, qui mérite; (à distinguer de miendrika) |
Ohatra |
7 mendrika loatra nataon' ny Frantsay amin' ny maha-firenena miady azy: [2.472] 8 Nahatsapa ny tenany ho diso koa izy ka mendrika ny tsorakazo nomaniny. [2.470] |
Haiendriteny |
|
Kamban-teny |
|
Fivaditsoratra | 11 akendrim, mendrika |
Nohavaozina tamin' ny 2025/02/02 |
![]() |