Teny iditra | 1 mendri-kaja |
Sokajin-teny | 2 kambanteny |
Fanazavàna teny malagasy |
3 [1.1] tsara fanahy, tsara toetra, ka antonona ny hatsarany ny voninahitra atolotra azy |
Ohatra |
4 [2.499#] Ny antoandro, noho ny fahaizany miresaka sy noho izy lehilahy mendrikaja dia fantany hatramin' ny efitra fandrian' Ikemba sy ny fatoriany. |
Singan-teny | 5 mendrika, haja |
Nohavaozina tamin' ny 2024/12/07 |
![]() |